Jeremia 41:9 MG1865

9 Ary ilay lavaka nanarian'Isimaela ny fatin'ny olona rehetra, izay novonoiny ho eo anilan'i Gedalia, dia ilay efa nataon'i Asa mpanjaka mba hiereny an'i Basa, mpanjakan'ny Isiraely, dia nofenoin'Isimaela, zanak'i Netania, faty.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 41

Jereo Jeremia 41:9 amin'ny teny manodidina.