Jeremia 46:11 MG1865

11 Miakara any Gileada, ka makà balsama, ry Egypta zanakavavy virijina; Foana ny nanaovanao fanafody maro, fa tsy manana plasitera hapetaka amin'ny ferinao ianao,

Vakio ny toko manontolo Jeremia 46

Jereo Jeremia 46:11 amin'ny teny manodidina.