Jeremia 46:12 MG1865

12 Efa ren'ny firenena ny henatrao, ary ny fiantsoantsoanao nanenika ny tany; fa mifandona ny samy mahery, ka miara-davo izy roa tonta.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 46

Jereo Jeremia 46:12 amin'ny teny manodidina.