Jeremia 46:18 MG1865

18 Raha velona koa Aho, hoy ny Mpanjaka, Jehovah, Tompon'ny maro, no anarany: Tahaka an'i Tabara amin'ny tendrombohitra, sy tahaka an'i Karmela ao amoron-dranomasina, dia ho tahaka izany no hihaviany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 46

Jereo Jeremia 46:18 amin'ny teny manodidina.