Jeremia 46:19 MG1865

19 Ry Egypta zanakavavy mponina, Mifeheza entana ho entinao any amin'ny fahababoana; Fa ho tonga tany lao Memfisa, eny, hodorana izy, ka tsy hisy mponina.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 46

Jereo Jeremia 46:19 amin'ny teny manodidina.