Jeremia 46:21 MG1865

21 Na dia ny olona karamaina ao aminy aza, izay tahaka ny ombilahy kely mifahy, ireny koa dia mihodina ka samy mandositra avokoa; Tsy mahajanona izy, fa efa tonga aminy ny andro hahitany loza, dia ny andro hamaliana azy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 46

Jereo Jeremia 46:21 amin'ny teny manodidina.