Jeremia 46:22 MG1865

22 Ny feony dia toy ny fikasaotsaoky ny menarana mandeha; Fa mandeha hitondra miaramila izy ka avy hamely azy amin'ny famaky toy ny mpikapa hazo.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 46

Jereo Jeremia 46:22 amin'ny teny manodidina.