Jeremia 46:23 MG1865

23 Kapainy ny alany, hoy Jehovah, satria efa nikirindro loatra; Fa maro noho ny valala izy ka tsy tambo isaina.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 46

Jereo Jeremia 46:23 amin'ny teny manodidina.