Jeremia 46:5 MG1865

5 Indrisy ny ahitako azy! raiki-tahotra sy miamboho izy, ary ny maheriny aza dia efa ripaka, sady miezaka mandositra izy ka tsy miherika akory; Fa misy fampangorohoroana manodidina, hoy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 46

Jereo Jeremia 46:5 amin'ny teny manodidina.