Jeremia 46:6 MG1865

6 Tsy ho afa-mandositra ny haingan-tongotra, na ho afaka ny mahery; Any avaratra eo amoron'ny ony Eofrata no hahatafintohina sy hahalavo azy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 46

Jereo Jeremia 46:6 amin'ny teny manodidina.