6 Indrisy ry sabatr'i Jehovah! Mandra-pahoviana no tsy hitsaharanao? Midira ao amin'ny tranonao ihany; Mitsahara, ka mijanòna.
Vakio ny toko manontolo Jeremia 47
Jereo Jeremia 47:6 amin'ny teny manodidina.