Jeremia 47:7 MG1865

7 Hataony ahoana no fitsahatra. Fa Jehovah no nandidy azy, eny, hamely an'i Askelona mbamin'ny eny amoron-dranomasina no efa nanendreny azy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 47

Jereo Jeremia 47:7 amin'ny teny manodidina.