Jeremia 49:29 MG1865

29 Halainy ny lainy sy ny ondry aman'osiny, ho entin'ny ambain-dainy mbamin'ny fanaka rehetra sy ny ramevany, sady hiantsoantso hilaza aminy hoe izy: Misy fampangorohoroana manodidina!

Vakio ny toko manontolo Jeremia 49

Jereo Jeremia 49:29 amin'ny teny manodidina.