Jeremia 49:30 MG1865

30 Mandosira, ka mandehana lavitra! Mamitsaha ao amin'ny lalina, ry mponina any Hazora! hoy Jehovah; Fa Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, nanao saina hamelezany anareo sy namoron-kevitra hamelezany anareo.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 49

Jereo Jeremia 49:30 amin'ny teny manodidina.