Jeremia 49:34 MG1865

34 Ny tenin'i Jehovah izay tonga tamin'i Jeremia mpaminany ny amin'i Elama tamin'ny niandohan'ny nanjakan'i Zedekia, mpanjakan'ny Joda, hoe:

Vakio ny toko manontolo Jeremia 49

Jereo Jeremia 49:34 amin'ny teny manodidina.