Jeremia 49:35 MG1865

35 Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Indro, hotapatapahiko ny tsipìkan'i Elama, Izay fototry ny heriny.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 49

Jereo Jeremia 49:35 amin'ny teny manodidina.