Jeremia 49:36 MG1865

36 Ary hitondra Avotra efatra avy amin'ny lafiny efatry ny lanitra Aho hamelezana an'i Elama, ary haeliko ho amin'izany rivotra rehetra izany izy, ka tsy hisy firenena izay tsy halehan'ny voaroaka avy any Elama.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 49

Jereo Jeremia 49:36 amin'ny teny manodidina.