Jeremia 5:6 MG1865

6 Koa noho izany dia mamely azy ny liona avy any an'ala, ary mandringana azy ny amboadia avy any an-efitra, ny leoparda miandry hamely ny tanànany, ka izay rehetra mivoaka avy ao dia viraviraina; Fa efa maro ny fahadisoany, ary fatratra ny fiodinany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 5

Jereo Jeremia 5:6 amin'ny teny manodidina.