Jeremia 5:7 MG1865

7 Koa nahoana Aho no hamela ny helokao? Efa nahafoy Ahy ny zanakao ka efa nianiana tamin'izay tsy Andriamanitra; Efa nampianianiko izy, nefa nijangajanga ihany ka nirohitra niditra tao an-tranon'ny vehivavy janga.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 5

Jereo Jeremia 5:7 amin'ny teny manodidina.