Jeremia 50:14 MG1865

14 Milahara manodidina hamely an'i Babylona, ianareo rehetra izay manenjana tsipìka; Asio izy, fa aza tsitsina ny zana-tsipìka, fa tamin'i Jehovah no nanotany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 50

Jereo Jeremia 50:14 amin'ny teny manodidina.