Jeremia 50:15 MG1865

15 Akoray manodidina izy! Fa efa nikoy; Nirodana ny bateriny, rava ny mandany; Fa famalian'i Jehovah izany. Valio izy, eny, toy ny efa nataony no mba ataovinareo aminy kosa.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 50

Jereo Jeremia 50:15 amin'ny teny manodidina.