16 Aringano tsy ho any Babylona ny mpamafy sy izay mitana fijinjana amin'ny fararano; Fa noho ny sabatra mandoza dia samy hihodina ho any amin'ny fireneny avy izy, ary samy handositra ho any amin'ny taniny avy.
Vakio ny toko manontolo Jeremia 50
Jereo Jeremia 50:16 amin'ny teny manodidina.