Jeremia 50:17 MG1865

17 Ondry iray voavily ny Isiraely, Liona no nanenjika azy; Voalohany dia ny mpanjakan'i Asyria no nandany azy. Ary farany dia ity Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, ity no nanapatapaka ny taolany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 50

Jereo Jeremia 50:17 amin'ny teny manodidina.