Jeremia 51:16 MG1865

16 Raha nampirohondrohona ny rano any an-danitra Izy, dia nampiakatra zavona avy tany amin'ny faran'ny tany; Manao ny helatra ho an'ny ranonorana Izy sady mamoaka ny rivotra avy amin'ny firaketany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 51

Jereo Jeremia 51:16 amin'ny teny manodidina.