Jeremia 51:17 MG1865

17 Efa ketrina avokoa ny olona rehetra ka tsy manam-pahalalana; Menarina ny mpanefy volamena rehetra noho ny amin'ny sarin-javatra voasokitra; Fa fitaka ny sarin-javatra an-idina, satria tsy misy aina ao aminy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 51

Jereo Jeremia 51:17 amin'ny teny manodidina.