Jeremia 51:45 MG1865

45 Mivoaha avy ao afovoany ianareo, ry oloko, ary samia mamonjy ny ainareo avy ianareo, mba tsy ho azon'ny firehetan'ny fahatezeran'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 51

Jereo Jeremia 51:45 amin'ny teny manodidina.