Jeremia 51:46 MG1865

46 Ary fandrao ketraka ny fonareo, ka matahotra ianareo noho ny tsaho miely amin'ny tany; Fa amin'ny iray taona dia hisy tsaho, ary amin'ny taona manaraka indray dia mbola hisy tsaho ihany koa sy loza amin'ny tany, dia mpanapaka mamely mpanapaka.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 51

Jereo Jeremia 51:46 amin'ny teny manodidina.