Jeremia 51:57 MG1865

57 Ary hataoko mamo ny mpanapaka azy sy ny olon-kendriny, ny governorany sy ny lefiny ary ny olo-maheriny; Ary hatory amin'ny torimaso mandrakizay izy ka tsy hifoha intsony, hoy ny Mpanjaka, Jehovah, Tompon'ny maro, no anarany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 51

Jereo Jeremia 51:57 amin'ny teny manodidina.