Jeremia 51:58 MG1865

58 Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Ny manda malalaka any Babylona dia horavana tokoa hatramin'ny fanorenany, ary ny vavahadiny avo hodorana amin'ny afo. Ka dia ho nisasatra foana ny firenena, ary ny olona ho nisasatra ho an'ny afo ka ho reraka.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 51

Jereo Jeremia 51:58 amin'ny teny manodidina.