Jeremia 51:59 MG1865

59 Ny teny izay nandidian'i Jeremia mpaminany an'i Seraia, zanak'i Neria, zanak'i Mahaseia, fony izy nandeha niaraka tamin'i Zedekia, mpanjakan'ny Joda, ho any Babylona tamin'ny taona fahefatra nanjakany. Fa Seraia no lehiben'ny mpanorin-dasy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 51

Jereo Jeremia 51:59 amin'ny teny manodidina.