Jeremia 51:7 MG1865

7 Babylona dia kapoaka volamena teny an-tànan'i Jehovah, Izay nahamamo ny tany rehetra; Ny divainy efa nisotroan'ny firenena, koa izany no nahavery saina ireny.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 51

Jereo Jeremia 51:7 amin'ny teny manodidina.