Jeremia 51:8 MG1865

8 Tampoka no naharavan'i Babylona sy nahatorotoroany; Idradradradrao izy; Makà balsama hatao amin'ny feriny maharary azy, fa angamba ho sitrana ihany izy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 51

Jereo Jeremia 51:8 amin'ny teny manodidina.