Jeremia 51:9 MG1865

9 Nitady hanasitrana an'i Babylona izahay, nefa tsy nety sitrana izy; Afoizo izy, ka andeha isika samy handeha ho any amin'ny tanintsika avy; Fa mahatakatra ny lanitra ny helony ary mitehika amin'ny rahona.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 51

Jereo Jeremia 51:9 amin'ny teny manodidina.