Jeremia 52:10 MG1865

10 Ary ny mpanjakan'i Babylona namono ny zanakalahin'i Zedekia teo imason-drainy; ary ny mpanapaka ny Joda rehetra koa dia novonoiny tao Ribla.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 52

Jereo Jeremia 52:10 amin'ny teny manodidina.