9 Ary voasambotra ny mpanjaka ka nentiny niakatra ho any amin'ny mpanjakan'i Babylona tao Ribla any amin'ny tany Hamata, ka dia notsaraina tao izy.
Vakio ny toko manontolo Jeremia 52
Jereo Jeremia 52:9 amin'ny teny manodidina.