Jeremia 52:16 MG1865

16 Nefa ny olona malahelo dia namelan'i Nebozaradana, lehiben'ny mpiambina, ihany mba ho mpamboatra tanim-boaloboka sy ho mpiasa tany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 52

Jereo Jeremia 52:16 amin'ny teny manodidina.