Jeremia 52:15 MG1865

15 Ary ny sasany tamin'ny olona malahelo mbamin'ny olona sisa tao an-tanàna sy izay efa nandositra nanatona ny mpanjakan'i Babylona mbamin'ny vahoaka maro be sisa dia nentin'i Nebozaradana, lehiben'ny mpiambina, ho babo avokoa.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 52

Jereo Jeremia 52:15 amin'ny teny manodidina.