Jeremia 52:14 MG1865

14 Ary ny manda rehetra manodidina an'i Jerosalema dia noravan'ny miaramilan'ny Kaldeana rehetra, izay nanaraka ny lehiben'ny mpiambina.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 52

Jereo Jeremia 52:14 amin'ny teny manodidina.