Jeremia 6:11 MG1865

11 Fa ny fahatezeran'i Jehovah mahafeno ahy ka tsy zakako tsindriana intsony! Aidino amin'ny ankizy madinika eny an-dalambe sy amin'ny fiokoan'ny zatovo izany; Fa na lehilahy na vehivavy dia hosamborina avokoa, ary ny anti-panahy mbamin'ny ela niainana koa;

Vakio ny toko manontolo Jeremia 6

Jereo Jeremia 6:11 amin'ny teny manodidina.