Jeremia 6:10 MG1865

10 Iza no hilazako sy hanariko mba handrenesany? Indro, ny sofiny dia tsy voafora, ka tsy mahahaino izy; He! tsatsoiny ny tenin'i Jehovah ka tsy ankamaminy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 6

Jereo Jeremia 6:10 amin'ny teny manodidina.