Jeremia 6:9 MG1865

9 Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Hotsimponina fatratra toy ny fitsimpona voaloboka izay sisa amin'ny Isiraely; Avereno ho amin'ny sakeliny ny tananao toy ny mpioty voaloboka.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 6

Jereo Jeremia 6:9 amin'ny teny manodidina.