Jeremia 6:6 MG1865

6 Fa izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro; Kapao ny hazo, ary manandrata tovon-tany hamelezana an'i Jerosalema; Io ilay tanàna hovaliana, feno fampahoriana ny ao anatiny.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 6

Jereo Jeremia 6:6 amin'ny teny manodidina.