Jeremia 6:7 MG1865

7 Toy ny loharano mampiboiboika ny ranony no ampiboiboihany ny faharatsiany; An-keriny sy fandravana no re ao aminy; Eo anatrehako mandrakariva ny faharariana sy ny faharatrana.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 6

Jereo Jeremia 6:7 amin'ny teny manodidina.