Jeremia 7:14 MG1865

14 Koa dia ho toy ny nataoko tamin'i Silo no hataoko amin'ny trano izay efa niantsoana ny anarako sady itokianareo, sy amin'ny fitoerana izay nomeko anareo sy ny razanareo;

Vakio ny toko manontolo Jeremia 7

Jereo Jeremia 7:14 amin'ny teny manodidina.