Jeremia 7:15 MG1865

15 Ary hesoriko hiala eto anatrehako ianareo toy ny nanesorako ny rahalahinareo rehetra, dia ny taranak'i Efraima rehetra.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 7

Jereo Jeremia 7:15 amin'ny teny manodidina.