Jeremia 7:23 MG1865

23 Fa izao kosa no nandidiako azy: Henoy ny feoko. Dia ho Andriamanitrareo Aho, ary ianareo ho oloko ka handeha amin'ny lalana rehetra nandidiako anareo, mba hahitanareo soa.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 7

Jereo Jeremia 7:23 amin'ny teny manodidina.