Jeremia 7:24 MG1865

24 Kanjo tsy nihaino izy na nanongilana ny sofiny, fa nandeha tamin'ny fisainany sy ny ditry ny fo ratsiny ihany izy dia niamboho, fa tsy mba nanatrika.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 7

Jereo Jeremia 7:24 amin'ny teny manodidina.