Jeremia 7:28 MG1865

28 Koa lazao aminy hoe: Ity no firenena tsy mihaino feon'i Jehovah Andriamaniny sady tsy mino anatra; Very ny fahamarinana, fa afaka tamin'ny vavany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 7

Jereo Jeremia 7:28 amin'ny teny manodidina.