Jeremia 7:29 MG1865

29 Hetezo ny volonao, ry Jerosalema, ka ario, ary manaova hira fahalahelovana any an-tendrombohitra mangadihady, satria lavin'i Jehovah sy afoiny ny taranaka mahatezitra Azy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 7

Jereo Jeremia 7:29 amin'ny teny manodidina.