Jeremia 7:30 MG1865

30 Fa manao izay ratsy eo imasoko ny taranak'i Joda, hoy Jehovah, mametraka ny fahavetavetany ao amin'ny trano izay efa niantsoana ny anarako izy mba handoto azy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 7

Jereo Jeremia 7:30 amin'ny teny manodidina.